2 Koa nifamory+ tany amin’ny tanànany avy ny Jiosy, tany amin’ireo faritany nanerana ny fanjakan’i Ahasoerosy Mpanjaka,+ mba haninjitra ny tanany hamely an’izay nitady hanisy ratsy azy.+ Ary tsy nisy nahajoro teo anatrehan’ny Jiosy, satria natahotra+ azy ny firenena rehetra.