Joba 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nandrotidrotika ahy ny fahatezerany, ary mankahala+ ahy izy.Mihidy vazana amiko koa izy.+Manjary masiaka amiko ny mason’ny fahavaloko.+
9 Nandrotidrotika ahy ny fahatezerany, ary mankahala+ ahy izy.Mihidy vazana amiko koa izy.+Manjary masiaka amiko ny mason’ny fahavaloko.+