Joba 42:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary rehefa tapitra ny tenin’i Jehovah tamin’i Joba, dia hoy i Jehovah tamin’i Elifaza Temanita: “Tezitra mafy aminao sy ny namanao roa lahy aho,+ satria tsy nilaza ny marina+ momba ahy ianareo, tsy mba tahaka an’i Joba mpanompoko. Joba Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 42:7 w98 1/5 30; w95 15/2 27 Joba Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 42:7 Tahafo ny Finoan’izy Ireo, lahatsoratra 5 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/1998, p. 30-3115/2/1995, p. 27-28
7 Ary rehefa tapitra ny tenin’i Jehovah tamin’i Joba, dia hoy i Jehovah tamin’i Elifaza Temanita: “Tezitra mafy aminao sy ny namanao roa lahy aho,+ satria tsy nilaza ny marina+ momba ahy ianareo, tsy mba tahaka an’i Joba mpanompoko.
42:7 Tahafo ny Finoan’izy Ireo, lahatsoratra 5 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/1998, p. 30-3115/2/1995, p. 27-28