Salamo 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Avy amin’ny vavan’ny ankizy sy ny zaza minono no ampisehoanao ny herinao,+Noho ny ataon’izay mankahala anao,+Mba hampitsaharana ny ataon’ny fahavalo sy ny mpamaly faty.+ Salamo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 8:2 cf 101 Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:2 “Hanara-dia,” p. 101 Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 146
2 Avy amin’ny vavan’ny ankizy sy ny zaza minono no ampisehoanao ny herinao,+Noho ny ataon’izay mankahala anao,+Mba hampitsaharana ny ataon’ny fahavalo sy ny mpamaly faty.+