Salamo 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mitsangàna, Jehovah ô! Aoka tsy hahery noho ianao ny olombelona mety maty.+Aoka hotsaraina eo anatrehanao ireo firenena.+
19 Mitsangàna, Jehovah ô! Aoka tsy hahery noho ianao ny olombelona mety maty.+Aoka hotsaraina eo anatrehanao ireo firenena.+