Salamo 30:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hanandratra anao aho, Jehovah ô, fa nisintona ahy hiakatra ianao,+Ary tsy navelanao hifaly amin’ny fahavoazako ny fahavaloko.+
30 Hanandratra anao aho, Jehovah ô, fa nisintona ahy hiakatra ianao,+Ary tsy navelanao hifaly amin’ny fahavoazako ny fahavaloko.+