Salamo 35:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Aoka tsy hiteny anakampo izy ireo hoe: “Tsara ho azy izay! Izay mihitsy no efa nandrasanay.”+Aoka tsy hiteny izy ireo hoe: “Nataonay teli-moka izy.”+
25 Aoka tsy hiteny anakampo izy ireo hoe: “Tsara ho azy izay! Izay mihitsy no efa nandrasanay.”+Aoka tsy hiteny izy ireo hoe: “Nataonay teli-moka izy.”+