Salamo 50:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ho avy ilay Andriamanitsika, ary tsy hangina fotsiny izy.+Misy afo mandevona eo alohany,+Ary tafio-drivotra mahery dia mahery no manodidina azy.+
3 Ho avy ilay Andriamanitsika, ary tsy hangina fotsiny izy.+Misy afo mandevona eo alohany,+Ary tafio-drivotra mahery dia mahery no manodidina azy.+