Salamo 74:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 74 Nahoana no dia nanary anay mandrakizay ianao, Andriamanitra ô?+Nahoana ny fahatezeranao no mbola mirehitra foana amin’ny ondry ao amin’ny kijananao?+
74 Nahoana no dia nanary anay mandrakizay ianao, Andriamanitra ô?+Nahoana ny fahatezeranao no mbola mirehitra foana amin’ny ondry ao amin’ny kijananao?+