Mpitoriteny 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Misy afaka milaza ve hoe: “Jereo fa misy zava-baovao ity”? Tsy zava-baovao anefa izany fa efa nisy hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+ Ary izay misy dia efa nisy talohantsika ihany.+ Mpitoriteny Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:10 Ny Tilikambo Fiambenana,1/6/1987, p. 25-27
10 Misy afaka milaza ve hoe: “Jereo fa misy zava-baovao ity”? Tsy zava-baovao anefa izany fa efa nisy hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+ Ary izay misy dia efa nisy talohantsika ihany.+