Mpitoriteny 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary halako koa ny asa mafy rehetra nisasarako tetỳ ambanin’ny masoandro,+ izay avelako ho an’ny olona handimby ahy.+
18 Ary halako koa ny asa mafy rehetra nisasarako tetỳ ambanin’ny masoandro,+ izay avelako ho an’ny olona handimby ahy.+