Mpitoriteny 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aleo mankany amin’ny trano misy fisaonana toy izay mankany amin’ny trano misy fanasana,+ satria fahafatesana no iafaran’ny olombelona rehetra, ka hisaintsaina izany ny velona. Mpitoriteny Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 7:2 w02 1/6 4; w91 15/1 31 Mpitoriteny Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:2 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/6/2002, p. 415/1/1991, p. 31
2 Aleo mankany amin’ny trano misy fisaonana toy izay mankany amin’ny trano misy fanasana,+ satria fahafatesana no iafaran’ny olombelona rehetra, ka hisaintsaina izany ny velona.