Mpitoriteny 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Efa hitako daholo izany rehetra izany, ary niezaka tamin’ny foko manontolo aho mba handinika ny asa rehetra atao etỳ ambanin’ny masoandro. Nandritra izany fotoana izany, dia nanjakazaka tamin’ny namany ny olona ka nampiditra loza taminy.+ Mpitoriteny Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 8:9 lff lesona 31; g17.3 6; w02 1/1 4-5 Mpitoriteny Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:9 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 31 Mifohaza!,No. 3 2017, p. 6 Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/2002, p. 4-5
9 Efa hitako daholo izany rehetra izany, ary niezaka tamin’ny foko manontolo aho mba handinika ny asa rehetra atao etỳ ambanin’ny masoandro. Nandritra izany fotoana izany, dia nanjakazaka tamin’ny namany ny olona ka nampiditra loza taminy.+
8:9 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 31 Mifohaza!,No. 3 2017, p. 6 Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/2002, p. 4-5