Mpitoriteny 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Na izany aza anefa, dia hitako ny nandevenana ny ratsy fanahy,+ ary ny nahatongavany sy ny nahalasanany tsy ho eo amin’ny toerana masina.+ Tsy tsaroana intsony izy ireny, tao amin’ny tanàna nanaovany ny asa ratsiny.+ Zava-poana koa izany.
10 Na izany aza anefa, dia hitako ny nandevenana ny ratsy fanahy,+ ary ny nahatongavany sy ny nahalasanany tsy ho eo amin’ny toerana masina.+ Tsy tsaroana intsony izy ireny, tao amin’ny tanàna nanaovany ny asa ratsiny.+ Zava-poana koa izany.