Tononkiran’i Solomona 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Mba lazao ahy, ry olon-tiako,+ izay toerana iandrasanao ondry,+ sy izay ampandrianao ny andian’ondry amin’ny mitataovovonana. Fa nahoana aho no ho toy ny vehivavy mitafy lamba fisaonana eo amin’ireo andiam-bibin’ny namanao?”
7 “Mba lazao ahy, ry olon-tiako,+ izay toerana iandrasanao ondry,+ sy izay ampandrianao ny andian’ondry amin’ny mitataovovonana. Fa nahoana aho no ho toy ny vehivavy mitafy lamba fisaonana eo amin’ireo andiam-bibin’ny namanao?”