Tononkiran’i Solomona 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ry voromailalako+ miafina ao an-tsefatsefa-bato, ao amin’ny takona eny akaikin’ny lalankely amoron-tevana, asehoy ahy ny bikanao.+ Aoka aho mba handre ny feonao, fa mahafinaritra ny feonao ary tsara ny bikanao.’”+ Tononkiran’i Solomona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 2:14 yp 194
14 Ry voromailalako+ miafina ao an-tsefatsefa-bato, ao amin’ny takona eny akaikin’ny lalankely amoron-tevana, asehoy ahy ny bikanao.+ Aoka aho mba handre ny feonao, fa mahafinaritra ny feonao ary tsara ny bikanao.’”+