Tononkiran’i Solomona 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mamerovero ny hanitry ny angivimbazaha,+ ary misy voankazo isan-karazany faran’izay tsara+ eo am-bavahadintsika. Na ny vao na ny efa ela dia samy notehiriziko ho anao, ry malalako.
13 Mamerovero ny hanitry ny angivimbazaha,+ ary misy voankazo isan-karazany faran’izay tsara+ eo am-bavahadintsika. Na ny vao na ny efa ela dia samy notehiriziko ho anao, ry malalako.