Isaia 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary i Ziona+ zanakavavy dia nilaozana toy ny trano rantsankazo eny an-tanimboaloboka, sy toy ny trano rantsankazo fiambenana eny amin’ny saha fambolena kôkômbra, ary toy ny tanàna atao fahirano.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 1:8 w06 1/12 8; ip-1 18-19 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:8 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/2006, p. 8 Faminanian’i Isaia I, p. 18-19
8 Ary i Ziona+ zanakavavy dia nilaozana toy ny trano rantsankazo eny an-tanimboaloboka, sy toy ny trano rantsankazo fiambenana eny amin’ny saha fambolena kôkômbra, ary toy ny tanàna atao fahirano.+