Isaia 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Noho ny habetsahan’ny ronono, dia hihinana dibera ny olona, satria tsy hisy afa-tsy dibera sy tantely+ no hohanin’izay sisa miangana eo amin’ilay tany. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 7:22 ip-1 110 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:22 Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Isaia I, p. 110-111
22 Noho ny habetsahan’ny ronono, dia hihinana dibera ny olona, satria tsy hisy afa-tsy dibera sy tantely+ no hohanin’izay sisa miangana eo amin’ilay tany.