Isaia 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Asio izy ireo, ry firenena ô! Ho montsamontsana koa anefa ianareo. Mihainoa ianareo rehetra any lavitra any!+ Ataovy vonona ny fiadianareo,+ nefa ianareo ho montsamontsana ihany!+ Ataovy vonona ny fiadianareo, nefa ianareo ho montsamontsana ihany! Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 8:9 ip-1 114 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:9 Faminanian’i Isaia I, p. 114 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/1987, p. 19-20
9 Asio izy ireo, ry firenena ô! Ho montsamontsana koa anefa ianareo. Mihainoa ianareo rehetra any lavitra any!+ Ataovy vonona ny fiadianareo,+ nefa ianareo ho montsamontsana ihany!+ Ataovy vonona ny fiadianareo, nefa ianareo ho montsamontsana ihany!