-
Isaia 18:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Io tany io no mandefa iraka+ izay handeha eny ambony ranomasina sy handeha lakan-jozoro eny ambony rano, ka manao hoe: “Ry iraka haingam-pandeha! Mandehana any amin’ny firenena lava ranjanana sy malama hoditra, dia vahoaka mampahatahotra ny olona hatraiza hatraiza, sady firenena mafy toto sy mpanitsakitsaka. Ary efa nofaohin’ny renirano koa ny taniny.”+
-