Isaia 21:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izany no nahatonga ny andilako hanaintaina mafy.+ Manaintaina toy ny vehivavy efa hiteraka+ aho. Sahiran-tsaina aho ka tsy mandre, ary very hevitra aho ka tsy mahita. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 21:3 ip-1 217-218 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:3 Faminanian’i Isaia I, p. 217-218
3 Izany no nahatonga ny andilako hanaintaina mafy.+ Manaintaina toy ny vehivavy efa hiteraka+ aho. Sahiran-tsaina aho ka tsy mandre, ary very hevitra aho ka tsy mahita.