Isaia 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa nandevona ny tany ny ozona,+ ary meloka ny mponina ao. Nihena koa ny isan’ny mponina ao, ka vitsy kely sisa ny olona tavela.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 24:6 ip-1 261-263 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 24:6 Faminanian’i Isaia I, p. 261, 262-263
6 Koa nandevona ny tany ny ozona,+ ary meloka ny mponina ao. Nihena koa ny isan’ny mponina ao, ka vitsy kely sisa ny olona tavela.+