Isaia 24:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa izay mandositra noho ny feon-javatra mampihorohoro dia ho latsaka ao an-davaka, ary izay miakatra avy ao an-davaka kosa ho azon’ny fandrika.+ Fa hosokafana ny vavahadin-drano any ambony,+ ary hihovotrovotra ny fototry ny tany.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 24:18 ip-1 266-267 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 24:18 Faminanian’i Isaia I, p. 266, 267-268
18 Koa izay mandositra noho ny feon-javatra mampihorohoro dia ho latsaka ao an-davaka, ary izay miakatra avy ao an-davaka kosa ho azon’ny fandrika.+ Fa hosokafana ny vavahadin-drano any ambony,+ ary hihovotrovotra ny fototry ny tany.+