Isaia 30:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa izany fahadisoana izany dia ho toy ny triatra eo amin’ny manda+ avo be, eny, ho toy ny faritra mitriatra efa mibontsina ka madiva hianjera. Ary hirodana tampoka ao anatin’ny indray mipy maso+ ilay manda. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 30:13 ip-1 306-307 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:13 Faminanian’i Isaia I, p. 306-307
13 Koa izany fahadisoana izany dia ho toy ny triatra eo amin’ny manda+ avo be, eny, ho toy ny faritra mitriatra efa mibontsina ka madiva hianjera. Ary hirodana tampoka ao anatin’ny indray mipy maso+ ilay manda.