Isaia 32:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary ratsy ny fanaon’ny olona maty eritreritra.+ Fa torohevitra mahatonga fitondran-tena baranahiny+ no omeny, mba hanimbana ny ory amin’ny lainga,+ rehefa misy mahantra milaza zavatra ara-drariny. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 32:7 ip-1 337 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 32:7 Faminanian’i Isaia I, p. 337
7 Ary ratsy ny fanaon’ny olona maty eritreritra.+ Fa torohevitra mahatonga fitondran-tena baranahiny+ no omeny, mba hanimbana ny ory amin’ny lainga,+ rehefa misy mahantra milaza zavatra ara-drariny.