Isaia 34:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Manana sabatra i Jehovah, ary ho feno ra+ sy hihoso-menaka izy io, noho ny ran’ondrilahy sy ran’osilahy ary noho ny tavin’ny+ voan’ondrilahy. Fa misy sorona hataon’i Jehovah ao Bozra, ary be dia be no hovonoiny ao Edoma.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 34:6 ip-1 361-362, 364; w96 15/2 9 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 34:6 Faminanian’i Isaia I, p. 361-364 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/1996, p. 9
6 Manana sabatra i Jehovah, ary ho feno ra+ sy hihoso-menaka izy io, noho ny ran’ondrilahy sy ran’osilahy ary noho ny tavin’ny+ voan’ondrilahy. Fa misy sorona hataon’i Jehovah ao Bozra, ary be dia be no hovonoiny ao Edoma.+