Isaia 34:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hitoetra ao ny gisandrano sy ny sokina, ary honina ao ny vorondolo lava sofina sy ny goaika.+ Hohenjaniny eo amin’ilay tany ny tady andrefesana+ ny fahafoanana, sy ny pilaon’ny fahafonganana. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 34:11 ip-1 366-367 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 34:11 Fandalinana, Faminanian’i Isaia I, p. 366-367
11 Hitoetra ao ny gisandrano sy ny sokina, ary honina ao ny vorondolo lava sofina sy ny goaika.+ Hohenjaniny eo amin’ilay tany ny tady andrefesana+ ny fahafoanana, sy ny pilaon’ny fahafonganana.