Isaia 42:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mihirà hira vaovao+ ho an’i Jehovah! Hirao hatrany amin’ny faran’ny tany ny fiderana azy,+ ry olona mivelona amin’ny ranomasina+ sy amin’izay rehetra ao aminy, ry nosy mbamin’ny mponina eo aminy!+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 42:10 w01 15/12 27; ip-2 41-42 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 42:10 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/2001, p. 27 Faminanian’i Isaia II, p. 41-42
10 Mihirà hira vaovao+ ho an’i Jehovah! Hirao hatrany amin’ny faran’ny tany ny fiderana azy,+ ry olona mivelona amin’ny ranomasina+ sy amin’izay rehetra ao aminy, ry nosy mbamin’ny mponina eo aminy!+