Isaia 44:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Misy olona mpikapa hazo sedera. Mifidy karazan-kazo goavam-be izy, dia avelany ho lehibe tsara miaraka amin’ny hazo any an’ala izany, mba hampiasainy.+ Namboly hazo lorie koa izy, ary ny ranonorana no mampaniry izany. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 44:14 ip-2 67-68 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 44:14 Faminanian’i Isaia II, p. 67-68
14 Misy olona mpikapa hazo sedera. Mifidy karazan-kazo goavam-be izy, dia avelany ho lehibe tsara miaraka amin’ny hazo any an’ala izany, mba hampiasainy.+ Namboly hazo lorie koa izy, ary ny ranonorana no mampaniry izany.