Isaia 44:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Mampandamòka ny famantarana omen’ny mpirediredy aho. Izaho koa Ilay mahatonga ny mpisikidy hanao hoatran’ny adala,+ Ilay mahatonga ny olon-kendry ho very hevitra, Ilay mamadika ny fahalalan’ireny ho hadalana,+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 44:25 w97 1/5 8-9 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 44:25 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/1997, p. 8-9
25 Mampandamòka ny famantarana omen’ny mpirediredy aho. Izaho koa Ilay mahatonga ny mpisikidy hanao hoatran’ny adala,+ Ilay mahatonga ny olon-kendry ho very hevitra, Ilay mamadika ny fahalalan’ireny ho hadalana,+