Isaia 45:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy tao amin’ny toeram-piafenana maizina teny ambonin’ny tany no nitenenako,+ ary tsy nilaza tamin’ny taranak’i Jakoba aho hoe: ‘Mitadiava ahy, nefa ho sasa-poana ianareo.’+ Izaho no Jehovah, ary izay marina sy mahitsy no lazaiko.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 45:19 ip-2 88-90 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 45:19 Faminanian’i Isaia II, p. 88-90
19 Tsy tao amin’ny toeram-piafenana maizina teny ambonin’ny tany no nitenenako,+ ary tsy nilaza tamin’ny taranak’i Jakoba aho hoe: ‘Mitadiava ahy, nefa ho sasa-poana ianareo.’+ Izaho no Jehovah, ary izay marina sy mahitsy no lazaiko.+