Isaia 46:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Misy olona mandraraka volamena be dia be avy ao amin’ny kitapom-bola, sy mandanja volafotsy amin’ny mizana, ary manakarama mpanefy mba hanamboatra izany ho andriamanitra.+ Dia miondrika eo izy ireo, ary miankohoka.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 46:6 ip-2 99 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 46:6 Faminanian’i Isaia II, p. 99
6 Misy olona mandraraka volamena be dia be avy ao amin’ny kitapom-bola, sy mandanja volafotsy amin’ny mizana, ary manakarama mpanefy mba hanamboatra izany ho andriamanitra.+ Dia miondrika eo izy ireo, ary miankohoka.+