Isaia 49:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ary mba hilazana amin’ny voafonja+ hoe: ‘Mivoaha!’,+ sy amin’ireo ao anaty haizina+ hoe: ‘Misehoa!’+ Hiraoka ahitra eny an-dalana izy ireo, ary ho eny amin’ny lala-masaka rehetra eny ny kijanany.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 49:9 ip-2 144 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 49:9 Fandalinana, Boky 1, Faminanian’i Isaia II, p. 143-144
9 ary mba hilazana amin’ny voafonja+ hoe: ‘Mivoaha!’,+ sy amin’ireo ao anaty haizina+ hoe: ‘Misehoa!’+ Hiraoka ahitra eny an-dalana izy ireo, ary ho eny amin’ny lala-masaka rehetra eny ny kijanany.+