Isaia 50:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 I Jehovah Tompo Fara Tampony no nanome ahy ny lelan’ny efa nampianarina,+ mba hahafantarako izay tokony holazaina amin’ny olona reraka.+ Mamoha ahy isa-maraina izy, ka fohaziny ny sofiko mba handre toy ny sofin’ny olona efa nampianarina.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 50:4 cf 133; kr 182-183; w12 15/11 11; w09 15/1 22; ip-2 157-159; w95 1/8 14-15, 17 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 50:4 “Hanara-dia,” p. 133 Fandalinana, Boky 2, Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!, p. 182-183 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/2012, p. 1115/1/2009, p. 221/8/1995, p. 14-15, 17 Faminanian’i Isaia II, p. 157-159
4 I Jehovah Tompo Fara Tampony no nanome ahy ny lelan’ny efa nampianarina,+ mba hahafantarako izay tokony holazaina amin’ny olona reraka.+ Mamoha ahy isa-maraina izy, ka fohaziny ny sofiko mba handre toy ny sofin’ny olona efa nampianarina.+
50:4 “Hanara-dia,” p. 133 Fandalinana, Boky 2, Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!, p. 182-183 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/2012, p. 1115/1/2009, p. 221/8/1995, p. 14-15, 17 Faminanian’i Isaia II, p. 157-159