Isaia 51:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Mihainoa ahy ianareo izay efa mahalala ny fahamarinana sy manana ny lalàko ao am-ponareo!+ Aza matahotra ny fanalam-barakan’ny olombelona mety maty, ary aza mihorohoro noho ny fanevatevany.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 51:7 ip-2 171-172 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 51:7 Faminanian’i Isaia II, p. 171-172
7 “Mihainoa ahy ianareo izay efa mahalala ny fahamarinana sy manana ny lalàko ao am-ponareo!+ Aza matahotra ny fanalam-barakan’ny olombelona mety maty, ary aza mihorohoro noho ny fanevatevany.+