Isaia 51:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Izao no nolazain’i Jehovah Tomponao, ilay Andriamanitrao, izay miady+ ho an’ny olony: “Halaiko eny an-tananao ilay kaopy mampivembena.+ Tsy hisotro amin’ilay kaopin’ny fahatezerako intsony ianao.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 51:22 ip-2 179 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 51:22 Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Isaia II, p. 179
22 Izao no nolazain’i Jehovah Tomponao, ilay Andriamanitrao, izay miady+ ho an’ny olony: “Halaiko eny an-tananao ilay kaopy mampivembena.+ Tsy hisotro amin’ilay kaopin’ny fahatezerako intsony ianao.+