Isaia 56:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, izay manangona an’ireo Israelita efa niparitaka:+ “Ankoatra izay efa voangona, dia hanangona olon-kafa ho eo amin’izy ireo koa aho.”+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 56:8 ip-2 257 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 56:8 Faminanian’i Isaia II, p. 257
8 Ary hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, izay manangona an’ireo Israelita efa niparitaka:+ “Ankoatra izay efa voangona, dia hanangona olon-kafa ho eo amin’izy ireo koa aho.”+