Isaia 57:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Nanao fahadisoana izy satria naka tombony tsy ara-drariny.+ Koa tezitra aho ka namely azy. Nanafina ny tavako+ aho tamin’izany hatezerako izany. Mbola nikomy+ foana anefa izy ka nanaraka izay sitraky ny fony. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 57:17 ip-2 271-272 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 57:17 Faminanian’i Isaia II, p. 271-272
17 “Nanao fahadisoana izy satria naka tombony tsy ara-drariny.+ Koa tezitra aho ka namely azy. Nanafina ny tavako+ aho tamin’izany hatezerako izany. Mbola nikomy+ foana anefa izy ka nanaraka izay sitraky ny fony.