Isaia 61:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa izaho Jehovah dia tia ny rariny+ sady mankahala ny fandrobana sy ny tsy fahamarinana.+ Manao ny rariny aho ka hanome ny karaman’izy ireo,+ ary fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra no hataoko aminy.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 61:8 w07 15/1 11; ip-2 332 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 61:8 Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2007, p. 11 Faminanian’i Isaia II, p. 332
8 Fa izaho Jehovah dia tia ny rariny+ sady mankahala ny fandrobana sy ny tsy fahamarinana.+ Manao ny rariny aho ka hanome ny karaman’izy ireo,+ ary fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra no hataoko aminy.+