Isaia 66:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Koa satria fantatro ny ataon’izy ireo+ sy ny eritreriny,+ dia ho avy aho mba hanangona ny firenena rehetra sy ny samy hafa fiteny rehetra.+ Ary ho tonga ireny ka hahita ny voninahitro.”+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 66:18 ip-2 406 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 66:18 Faminanian’i Isaia II, p. 406
18 “Koa satria fantatro ny ataon’izy ireo+ sy ny eritreriny,+ dia ho avy aho mba hanangona ny firenena rehetra sy ny samy hafa fiteny rehetra.+ Ary ho tonga ireny ka hahita ny voninahitro.”+