-
Jeremia 2:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Mandehana manao antso avo ao Jerosalema hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah:+ “Tsaroako tsara ilay hatsaram-panahy feno fitiavana nanananao tamin’ianao mbola zaza!+ Tsaroako koa ilay fitiavanao tamin’ianao mbola fofombadiko,+ ary ilay nanarahanao ahy tany an-tany efitra, tany amin’ny tany tsy namafazam-boa!+
-