Jeremia 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Masina teo anatrehan’i Jehovah ny Israely+ tamin’izany, sady voaloham-bokatra ho Azy.”’+ ‘Meloka izay olona nandrapaka ny Israely,+ ka loza no nanjo an’ireny’, hoy i Jehovah.”+
3 Masina teo anatrehan’i Jehovah ny Israely+ tamin’izany, sady voaloham-bokatra ho Azy.”’+ ‘Meloka izay olona nandrapaka ny Israely,+ ka loza no nanjo an’ireny’, hoy i Jehovah.”+