Jeremia 7:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 ‘Fa nanao izay ratsy teo imasoko ny taranak’i Joda’, hoy i Jehovah. ‘Nataony tao amin’ilay trano niantsoana ny anarako ireo zava-maharikoriko notompoiny, mba handotoany ny tranoko.+
30 ‘Fa nanao izay ratsy teo imasoko ny taranak’i Joda’, hoy i Jehovah. ‘Nataony tao amin’ilay trano niantsoana ny anarako ireo zava-maharikoriko notompoiny, mba handotoany ny tranoko.+