6 Nihaino+ sy nanongilan-tsofina+ aho, kanefa tsy tsara ny zavatra reko noresahin’izy ireo. Tsy mba nisy nibebaka tamin’ny faharatsiany,+ ka nanao hoe: ‘Fa inona ity nataoko?’ Samy miverina manao ny fanaon’ny besinimaro+ izy ireo, toy ny soavaly miriotra ho any an’ady.