Jeremia 9:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa nitsofoka avy eo am-baravarankelintsika ny fahafatesana, ary niditra nankao amin’ireo tilikambo fonenantsika, mba handripaka ny ankizy eny an-dalambe sy ny tovolahy eny an-tany malalaka.’+
21 Fa nitsofoka avy eo am-baravarankelintsika ny fahafatesana, ary niditra nankao amin’ireo tilikambo fonenantsika, mba handripaka ny ankizy eny an-dalambe sy ny tovolahy eny an-tany malalaka.’+