19 Toy ny zanak’ondry malemy paika nentina hovonoina aho.+ Tsy fantatro hoe izaho no nokendren’izy ireo hasian-dratsy,+ rehefa niteny izy ireo hoe: “Andao hopotehintsika ilay hazo sy ny voany, ary hofongorantsika tsy ho eo amin’ny tanin’ny velona+ izy, mba tsy hotsarovana intsony ny anarany.”