Jeremia 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa ianao kosa mahalala tsara ahy, Jehovah ô!+ Mahita ahy ianao. Dinihinao koa ny foko ka hitanao fa mifikitra aminao.+ Aoka ianao hanavaka azy ireny, toy ny ondry hovonoina,+ ary hanokana azy ho amin’ny andro famonoana.
3 Fa ianao kosa mahalala tsara ahy, Jehovah ô!+ Mahita ahy ianao. Dinihinao koa ny foko ka hitanao fa mifikitra aminao.+ Aoka ianao hanavaka azy ireny, toy ny ondry hovonoina,+ ary hanokana azy ho amin’ny andro famonoana.