Jeremia 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nakatona ireo tanàna any atsimo mba tsy hisy hamoha. Natao sesitany ny fokon’i Joda manontolo. Eny, natao sesitany daholo izy ireo.+
19 Nakatona ireo tanàna any atsimo mba tsy hisy hamoha. Natao sesitany ny fokon’i Joda manontolo. Eny, natao sesitany daholo izy ireo.+