-
Jeremia 17:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Ho avy ny olona avy any amin’ireo tanànan’i Joda, sy ny manodidina an’i Jerosalema, sy ny tanin’i Benjamina,+ sy ny faritra iva,+ sy ny faritra be tendrombohitra,+ ary ny avy any Negeba,+ ka hitondra fanatitra ho ao an-tranon’i Jehovah, dia fanatitra dorana manontolo+ sy sorona+ sy fanatitra varimbazaha+ sy ditin-kazo manitra+ ary sorona fisaorana.+
-